Chargement...

Anjaran'ny distrikan'Anjozorobe indray izao no nanaterana "engins" ho fanombohana ny asa fanamboaran-dalana ao amin'ireo kaominina miisa 19 mandrafitra ny distrika.

Anjaran'ny distrikan'Anjozorobe indray izao no nanaterana "engins" ho fanombohana ny asa fanamboaran-dalana ao amin'ireo kaominina miisa 19 mandrafitra ny distrika.

"𝑽𝒂𝒏𝒊𝒎-𝒑𝒐𝒕𝒐𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒛𝒂𝒐 𝒌𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒎𝒊𝒔𝒚 𝒅𝒊𝒔𝒕𝒓𝒊𝒌𝒂 𝒉𝒐𝒉𝒂𝒅𝒊𝒏𝒐𝒊𝒏𝒂", 𝒉𝒐𝒚 𝑹𝒂𝒎𝒂𝒕𝒐𝒂 𝑳𝒆𝒉𝒊𝒃𝒆𝒏'𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 𝑨𝒏𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏𝒈𝒂 𝒎𝒑𝒊𝒔𝒐𝒍𝒐 𝒕𝒐𝒆𝒓𝒂𝒏𝒂, 𝑹𝑨𝑯𝑨𝑹𝑰𝑵𝑰𝑹𝑰𝑵𝑨 𝑪𝒍𝒆́𝒎𝒆𝒏𝒄𝒆, 𝒕𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒍𝒂𝒉𝒂𝒕𝒆𝒏𝒊𝒏𝒚.

Ankoatra izay dia nisy ny fampitaovana ireo kaominina ho tan-tsoroka amin'ny fanamboarana fotodrafitrasa maro samihafa. Ary toy ny natao tany amin'ireo kaominina sy distrika hafa tato anatin'ny Faritra Analamanga dia tsy hadino ny nanolotra fitaovana ho an'ny andrimasom-pokonolona, teo ihany koa ny fizaràna fitaovam-pianarana ho an'ireo ray aman-dreny mampiana-janaka tonga nanatrika ny lanonana.

Retour aux actualités