Chargement...

𝐀𝐌𝐁𝐎𝐇𝐈𝐏𝐎 : 𝐯𝐢𝐭𝐚 𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐫𝐚𝐫𝐢𝐯𝐚𝐭𝐨 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐚𝐦𝐛𝐨𝐚𝐫𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚

Vita soamantsara ny lalana rarivato mirefy 600 metatra eto Ampohipo. Lalana miainga eo anoloan'ny toeram-pisakafoana Miam hatreny amin'ny FJKM Zoara Fanantenana Ambohipo sy ny lalana avy eo amin'ny toeram-piaingan'ny zotra 164 hatreny amin'ny CSB2 no voakasik'izany.

Ety an-toerana ny Lehiben'ny Faritra Analamanga mpisolo toerana, RAHARINIRINA Clémence, sy ny delegasiônina tarihiny amin'izao fotoana izao mitokana sady manolotra izany fotodrafitrasa izany ho an'ireo Vahoaka mpampiasa lalana.

Retour aux actualités