Région Analamanga
FARITRA ANALAMANGA
Miasa Miasa Miasa ho amin'ny fanavaozana...

𝗕𝗔𝗢𝗟𝗜𝗡𝗔 𝗞𝗜𝗧𝗥𝗔 : 𝗡𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝘁𝘀𝗼𝗱𝗿𝗮𝗻𝗼 𝘀𝘆 𝘁𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼𝗿𝗼𝗸𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗟𝗲𝗵𝗶𝗯𝗲𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗴𝗮 𝗺𝗽𝗶𝘀𝗼𝗹𝗼 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮, 𝗥𝗔𝗛𝗔𝗥𝗜𝗡𝗜𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗖𝗹𝗲́𝗺𝗲𝗻𝗰𝗲, 𝗻𝘆 𝗞𝗹𝗶𝗼𝗯𝗮 𝗞𝗶𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗙𝗼𝗼𝘁𝗯𝗮𝗹𝗹 𝗔𝗰𝗮𝗱𝗲𝗺𝘆

Handeha hiatrika fifaninanana iraisampirenena any La Réunion ny klioba Kintana Football Academy. "Challenge Lucet Langenier" izay fifaninanana ho an'ny zazalahy latsaky ny 13 taona, hizotra any Sainte Suzanne ny 17 sy 18 oktobra izao. Nangata-tsodrano tamin'ny Lehiben'ny Faritra Analamanga izy ireo.

✅ Tamim-pitsikiana no nanomezan-dRamatoa RAHARINIRINA Clémence tsodrano azy ireo hahazo vokatra tsara, ho reharehan'Analamanga sy ho voninahitr'i Madagasikara.

Retour aux actualités