Région Analamanga
FARITRA ANALAMANGA
Miasa Miasa Miasa ho amin'ny fanavaozana...

𝗔𝗦𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗠𝗕𝗢𝗔𝗥𝗔𝗡-𝗗𝗔𝗟𝗔𝗡𝗔 AMBOHIBAO

Mitohy hatrany ny asa fanamboaran-dalana ataon'ny Faritra Analamanga.

🚧 Vita soamantsara koa ankehitriny ny lalana eny Ambohibao mihazo ny kaominina, izay mirefy 1582 m2.

Retour aux actualités