Chargement...

Ny aretina nendran'ny gidro miparitaka

Azo tsaboina sy sitranina soa aman-tsara ny aretina nendran'ny gidro, izay fantatra sy voamarina fa efa misy eto Madagasikara. Hita ao anatin'ny kisarisary ireo rehetra tsara ho fantatra momba io aretina io (sary indrana avy amin'ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka).

 
Raha misy tranga mampiahiahy dia manatona tobim-pitsaboana no tokony hatao voalohany indrindra. Ny Lehiben'ny Faritra Analamanga Mpisolo toerana, RAHARINIRINA Clémence, dia manentana antsika rehetra mba ho mailo hatrany sy hanaraka ireo toromarika avy amin'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka.

Retour aux actualités