Chargement...

Vahaolana noho ny fiakaran'ny rano

Tsy niandry ela fa niezaka nitady vahaolana noho ny fiakaran'ny rano, izay nampitaraina ireo mponina teny Ilanivato, ny eo anivon’ny Faritra Analamanga.

Nahafaly ary nahavelom-panantenana azy ireo ny fahatongavan'ny milina fitrohan-drano (motopompe) teny an-toerana izay nandritra ny rano niakatra.

Marihina fa io "motopompe" io dia tokony ho nampiasaina hanampiana ny mponina ato anatin'ny Faritra Analamanga hatramin'izay saingy nipetraka fotsiny sy tsy nokitihin'ny tompon'andraikitra teo aloha nandritra ny taona vitsivitsy.

Retour aux actualités