Chargement...

Fanaingana ny toekarena eto Madagasikara

Isan'ireo Faritra efatra nandray anjara tamin'ny Atrikasam-paritra ho fanaingana ny toekarena eto Madagasikara nokarakarain'ny Minisiteran’ny Fambolena sy ny Fiompiana tao Antsirabe, ny 22 sy 23 janoary 2026, ny eto anivon’ny Faritra Analamanga.

Ny Sekretera Jeneralin'ny Faritra Analamanga no nitarika ny delegasiônina namonjy izany tany an-toerana niaraka tamin'ireo avy amin'ny Faritra Vakinankaratra sy Itasy ary Bongolava mbamin'ireo mpisehatra amin'ny fambolena sy ny fiompiana miahy tena na tsy miankina amin'ny fanjakana.

Retour aux actualités