Chargement...

PROFESSIONNEL DE SANTE HANOVA

« PROFESSIONNEL DE SANTE HANOVA », fivondronan'ny Mpitsabo, ny Paramed ary ny rafi-pitantanana amin'ny sehatry ny fahasalamana nandritra ny tolona ka hatramin'ny anio. Ity firaisankina ity dia mikendry ny hanova ifotony ny tontolon'ny fahasalamana sy hamerina ny hasin'ny mpiasa rehetra, manomboka amin'ny mpianatra ka hatramin'ny efa am-perin'asa.

Ny Faritra Analamanga dia vonona ny hanohana izany satria ny fahasalamam-bahoaka dia antoky ny fandrosoana. Mifohaza, mijoroa, ary miaraha miatrika ny fanovàna ho an’ny firenena!

Retour aux actualités