Chargement...

Tantsoroka ho an’i Kaominina Ivato

Isan'ny fanampiana ny kaominina Ivato ny fampindramana fiarabe (camion) sy "pelle mécanique".

Ankoatra izay dia nanolotra fitaovana maro hoenti-manampy ity Kaominina ity Ramatoa RAHARINIRINA Clémence Lehiben'ny faritra amin'ny fanitarana ny birao ary fanomezana kojakoja ilaina amin'ny fiainana andavanandro ho an'ireo olona marefo teny an-toerana. Nantitranteriny hatrany fa misokatra midanadana ho an'ny rehetra ny varavaran'ny Faritra Analamanga ho fanasoavana ny vahoaka.

Retour aux actualités