Chargement...

Fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy 8 Martsa

Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy. Nisy hetsika samihafa natao ho fanomezam-boninahitra ny vehivavy sy hanamafisana ny anjara birikin’izy ireo eo amin’ny fiarahamonina. Nandray anjara tamin’izany ny tompon’andraikitra isan-tsokajiny sy ny fikambanan’ny vehivavy, ary nasongadina ny maha-zava-dehibe ny fitovian-jo sy ny fampandrosoana ny vehivavy.

Retour aux actualités