Chargement...

𝗡𝘆 𝗕𝗹𝗮𝗰𝗸 𝗦𝗼𝗹𝗱𝗶𝗲𝗿 𝗙𝗹𝘆 (𝗕𝗦𝗙)

karazana lalitra tsy mitondra aretina ary ny olitra avy aminy (larves) dia ampiasaina mba hamadihana ny fako ôrganika ho zezika tsara kalitao. Tena malaza sy ilaina koa izy amin'ny fiompiana satria manan-karena prôteinina betsaka noho izy solon-tsakafo voajanahary sady mora vidy ho an'ireo biby fiompy, toy ny akoho sy ny trondro ary ny kisoa.

← Retour à la vidéothèque