Chargement...

𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐍𝐘

Hametrahana toby ahafahana mandray ireo "rayon réfléchie" alefan'ny zanabolana mahakasika ny fitsirihana ranomasina eny amin'ny Oniversiten'Antananarivo. Nanolo-tanana azy ireo ny Faritra Analamanga ka nanome fiarabe mpitrongy sady mpandravona hanamarina ilay tany midadasika hanorenana izany.

← Retour à la vidéothèque