Chargement...

𝐂𝐄𝐆 𝐀𝐍𝐍𝐄𝐗𝐄 𝐍𝐀𝐍𝐄𝐋𝐄𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐂𝐑 𝐍𝐀𝐍𝐃𝐈𝐇𝐈𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐂𝐀𝐑𝐈𝐎𝐍 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍'𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀 : 𝐍𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐤𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐡𝐞𝐫𝐲 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐥𝐨𝐯𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚.

Ny fiaraha-mientan'ireo fokonolona sy ny zanaka am-pielezana ary ny kaominina Ambanivohitra Nandihizana Carion no nahavitana ny fanavaozana ny CEG annexe Nanelezana. Nanome dabilio ho tan-tsoroka ny Faritra Analamanga izay tarihin'ny Lehiben'ny Faritra mpisolo toerana, RAHARINIRINA Clémence.

← Retour à la vidéothèque