Région Analamanga
FARITRA ANALAMANGA
Miasa Miasa Miasa ho amin'ny fanavaozana...

𝗥𝗨𝗚𝗕𝗬 𝗦𝗘𝗖𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗠𝗔𝗥𝗢𝗩𝗔𝗧𝗔𝗡𝗔

Tonga nanatrika ireo lalao famaranana ny fiadiana izay ho tompondakan'ny section Marovatana ny Lehiben'ny Faritra Analamanga mpisolo toerana, RAHARINIRINA Clémence. Nibikabika sy jejojejo ireo mpilalao rehetra niatrika ny lalao famaranana niaraka tamin'ny fanamiana (maillots sy survêtements) natolotry ny Lehiben'ny Faritra.

← Retour à la vidéothèque