Région Analamanga
FARITRA ANALAMANGA
Miasa Miasa Miasa ho amin'ny fanavaozana...

𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐓𝐎𝐋𝐀𝐌𝐏𝐘 𝐓𝐒𝐈𝐌𝐀𝐇𝐀𝐅𝐎𝐓𝐒𝐘

Nahazo EPP tsara tarehy miaraka amin'ny dabilio sy fitaovana maro ny ao Ambohimarina. Notokanana androany alatsinainy 28 septambra izany. Isan'ireo manampahefana nanatrika ny lanonana ôfisialy ny Lehiben'ny Faritra Analamanga mpisolo toerana, RAHARINIRINA Clémence, izay nizara fitaovam-pianarana ho an'ireo mpianatra miisa 215.

← Retour à la vidéothèque